# Sonema Anaran-tanĂ na izany. # nasainy hiara-hisakafo aminy izy Izany dia midika fa nangataka azy mba hijanona hiaraka hisakafo aminy tao an-tranony izy. DH: "nangataka azy mba ho any an-tranony hiaraka hisakafo izy" # mandalo "mandalo ao Sonema" # Indro, mahatsapa aho ankehitriny "Takatro ankehitriny" # izay mandalo mandrakariva "izay mandalo matetika"