plt_tn/2ki/02/23.md

466 B

niakatra avy tao ho any Betela

Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria i Betela dia ambony toerana kokoa noho i Jeriko.

Miakara

Naniry ny hialan'i Elisa teo amin'izy ireo ireo tovolahy ary tamin'ny hoe "miakara" no nitenenan'izy ireo izany. DH: "Mandehana" (UDB)

solaloha

Ny olona sola dia tsy misy volo mihitsy eo amin'ny lohany. Naneso an'i Elisa tamin'ny fananany loha sola ireo tovolahy.

efapolo tamin'ireo tovolahy

"40 tamin'ireo tovolahy"