plt_tn/2ki/02/23.md

16 lines
466 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niakatra avy tao ho any Betela
Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria i Betela dia ambony toerana kokoa noho i Jeriko.
# Miakara
Naniry ny hialan'i Elisa teo amin'izy ireo ireo tovolahy ary tamin'ny hoe "miakara" no nitenenan'izy ireo izany. DH: "Mandehana" (UDB)
# solaloha
Ny olona sola dia tsy misy volo mihitsy eo amin'ny lohany. Naneso an'i Elisa tamin'ny fananany loha sola ireo tovolahy.
# efapolo tamin'ireo tovolahy
"40 tamin'ireo tovolahy"