# niakatra avy tao ho any Betela Ny teny hoe "niakatra" dia nampiasaina satria i Betela dia ambony toerana kokoa noho i Jeriko. # Miakara Naniry ny hialan'i Elisa teo amin'izy ireo ireo tovolahy ary tamin'ny hoe "miakara" no nitenenan'izy ireo izany. DH: "Mandehana" (UDB) # solaloha Ny olona sola dia tsy misy volo mihitsy eo amin'ny lohany. Naneso an'i Elisa tamin'ny fananany loha sola ireo tovolahy. # efapolo tamin'ireo tovolahy "40 tamin'ireo tovolahy"