plt_tn/2ki/02/21.md

770 B

nanasitrana ireo rano ireo

Ny fanadiovan'i Yaveh ny rano ratsy dia resahina toy ny hoe nanasitrana izany izy. DH: "nanadio ireo rano"

tsy hisy fahafatesana na tany tsy mahavokatra intsony

Izany dia ilazana ireo zavatra ateraky ny rano ratsy. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "tsy hisy fahafatesana na olana aterak'ity rano ity intsony" na "manomboka izao dia hitondra fiainana sy hanampy ny tany ho tonga mamokatra ity rano ity"

Sitrana ... ireo rano

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "tonga madio ireo rano"

mandraka androany ... nolazain'i Elisa

Izany dia midika fa mbola mijanona amin'ny endriny mahazatra ny zavatra sasany mandraka ankehitriny. DH: "tamin'ny alalan'ny teny izay nolazain'i Elisa, dia mbola madio hatramin'izao"