# nanasitrana ireo rano ireo Ny fanadiovan'i Yaveh ny rano ratsy dia resahina toy ny hoe nanasitrana izany izy. DH: "nanadio ireo rano" # tsy hisy fahafatesana na tany tsy mahavokatra intsony Izany dia ilazana ireo zavatra ateraky ny rano ratsy. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "tsy hisy fahafatesana na olana aterak'ity rano ity intsony" na "manomboka izao dia hitondra fiainana sy hanampy ny tany ho tonga mamokatra ity rano ity" # Sitrana ... ireo rano Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "tonga madio ireo rano" # mandraka androany ... nolazain'i Elisa Izany dia midika fa mbola mijanona amin'ny endriny mahazatra ny zavatra sasany mandraka ankehitriny. DH: "tamin'ny alalan'ny teny izay nolazain'i Elisa, dia mbola madio hatramin'izao"