plt_tn/2ki/02/21.md

16 lines
770 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanasitrana ireo rano ireo
Ny fanadiovan'i Yaveh ny rano ratsy dia resahina toy ny hoe nanasitrana izany izy. DH: "nanadio ireo rano"
# tsy hisy fahafatesana na tany tsy mahavokatra intsony
Izany dia ilazana ireo zavatra ateraky ny rano ratsy. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "tsy hisy fahafatesana na olana aterak'ity rano ity intsony" na "manomboka izao dia hitondra fiainana sy hanampy ny tany ho tonga mamokatra ity rano ity"
# Sitrana ... ireo rano
Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "tonga madio ireo rano"
# mandraka androany ... nolazain'i Elisa
Izany dia midika fa mbola mijanona amin'ny endriny mahazatra ny zavatra sasany mandraka ankehitriny. DH: "tamin'ny alalan'ny teny izay nolazain'i Elisa, dia mbola madio hatramin'izao"