plt_tn/2jn/01/07.md

40 lines
993 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia nampitandrina azy ireo ny amin'ireo mpamitaka, nampahatsiahy azy ireo mba hitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy, ary nampitandrina azy ireo mba hanalavitra ireo izay tsy mitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy.
# Fa maro ireo mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao
"Mpampianatra sandoka maro no nandao ny fiangonana" na "mpamitaka maro no eto amin'izao tontolo izao."
# Mpamitaka maro
"Mpampianatra sandoka maro" na "mpisandoka maro."
# Izao tontolo izao
Eto io fomba fiteny io dia manondro ny tsirairay izay velona eto amin'izao tontolo izao.
# Jesosy Kristy dia tonga tamin'ny nofo
"Jesosy Kristy dia tonga olombelona."
# Izany no mpamitaka sy antikristy
"Izy ireo no namitaka ny hafa ary nanohitra an'i Kristy."
# Antikristy
"Manohitra an'i Kristy."
# Jereo ny tenanareo
"Mitandrema" na "Mihainoa."
# Very ireo zavatra
"Very ny valisoanao any an-danitra."
# Valim-pitia tanteraka
"Valim-pitia tanteraka any an-danitra."