plt_tn/2jn/01/07.md

993 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia nampitandrina azy ireo ny amin'ireo mpamitaka, nampahatsiahy azy ireo mba hitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy, ary nampitandrina azy ireo mba hanalavitra ireo izay tsy mitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy.

Fa maro ireo mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao

"Mpampianatra sandoka maro no nandao ny fiangonana" na "mpamitaka maro no eto amin'izao tontolo izao."

Mpamitaka maro

"Mpampianatra sandoka maro" na "mpisandoka maro."

Izao tontolo izao

Eto io fomba fiteny io dia manondro ny tsirairay izay velona eto amin'izao tontolo izao.

Jesosy Kristy dia tonga tamin'ny nofo

"Jesosy Kristy dia tonga olombelona."

Izany no mpamitaka sy antikristy

"Izy ireo no namitaka ny hafa ary nanohitra an'i Kristy."

Antikristy

"Manohitra an'i Kristy."

Jereo ny tenanareo

"Mitandrema" na "Mihainoa."

Very ireo zavatra

"Very ny valisoanao any an-danitra."

Valim-pitia tanteraka

"Valim-pitia tanteraka any an-danitra."