# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia nampitandrina azy ireo ny amin'ireo mpamitaka, nampahatsiahy azy ireo mba hitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy, ary nampitandrina azy ireo mba hanalavitra ireo izay tsy mitoetra amin'ny fampianaran'i Kristy. # Fa maro ireo mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao "Mpampianatra sandoka maro no nandao ny fiangonana" na "mpamitaka maro no eto amin'izao tontolo izao." # Mpamitaka maro "Mpampianatra sandoka maro" na "mpisandoka maro." # Izao tontolo izao Eto io fomba fiteny io dia manondro ny tsirairay izay velona eto amin'izao tontolo izao. # Jesosy Kristy dia tonga tamin'ny nofo "Jesosy Kristy dia tonga olombelona." # Izany no mpamitaka sy antikristy "Izy ireo no namitaka ny hafa ary nanohitra an'i Kristy." # Antikristy "Manohitra an'i Kristy." # Jereo ny tenanareo "Mitandrema" na "Mihainoa." # Very ireo zavatra "Very ny valisoanao any an-danitra." # Valim-pitia tanteraka "Valim-pitia tanteraka any an-danitra."