plt_tn/2co/13/09.md

12 lines
423 B
Markdown

# mba ho ataontsika feno ianareo
"mba ho matotra ara-panahy"
# amin'ny fampiasana ny fahefako
"rehefa mampiasa ny fahefako aho"
# mba ananganako anareo, ary tsy hanimba anareo.
I Paoly dia miresaka amin'ireo Korintianina mba hahafantaran'izy ireo bebe kokoa an'i Kristy toy ny hoe nanorina trano izy. DH: "mba hanampy anareo ho tonga mpanaraka tsara an'i Kristy ary tsy hahakivy anareo ka hitsahatra ny hanaraka azy.