plt_tn/2co/13/09.md

423 B

mba ho ataontsika feno ianareo

"mba ho matotra ara-panahy"

amin'ny fampiasana ny fahefako

"rehefa mampiasa ny fahefako aho"

mba ananganako anareo, ary tsy hanimba anareo.

I Paoly dia miresaka amin'ireo Korintianina mba hahafantaran'izy ireo bebe kokoa an'i Kristy toy ny hoe nanorina trano izy. DH: "mba hanampy anareo ho tonga mpanaraka tsara an'i Kristy ary tsy hahakivy anareo ka hitsahatra ny hanaraka azy.