# mba ho ataontsika feno ianareo "mba ho matotra ara-panahy" # amin'ny fampiasana ny fahefako "rehefa mampiasa ny fahefako aho" # mba ananganako anareo, ary tsy hanimba anareo. I Paoly dia miresaka amin'ireo Korintianina mba hahafantaran'izy ireo bebe kokoa an'i Kristy toy ny hoe nanorina trano izy. DH: "mba hanampy anareo ho tonga mpanaraka tsara an'i Kristy ary tsy hahakivy anareo ka hitsahatra ny hanaraka azy.