plt_tn/2co/11/24.md

727 B

kapoka efapolo latsaka iray

izany dia fomba fiteny mahazatra ilazana fa voakapoka in-39. Kapoka efapolo noheverina hamono olona iray.

nokapohina tamin'ny hazo

Azo atao hoe DH: "Novonoin'ny olona tamin'ny hazo aho"

Indray aho no notoraham-bato

Azo atao hoe DH: "mitora-bato ahy ny olona mandra-piheveran'izy ireo fa maty aho"

Nandany iray alina sy iray andro teny an-dranomasina aho

I Paoly dia miresaka momban'ny fitsingevany teo ambonin'ny rano taorian'ny niletehan'ny sambo nisy azy.

tamin'ny loza avy amin'ireo rahalahy sandoka

Ny dikan-teny fenon'izany fanambarana izany dia afaka hatao mazava. DH: "ary notandidonin-doza tamin'ny olona izay nilaza ho rahalahy tao amin'ny Kristy, kanefa namadika anay''