plt_tn/2co/11/24.md

20 lines
727 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# kapoka efapolo latsaka iray
izany dia fomba fiteny mahazatra ilazana fa voakapoka in-39. Kapoka efapolo noheverina hamono olona iray.
# nokapohina tamin'ny hazo
Azo atao hoe DH: "Novonoin'ny olona tamin'ny hazo aho"
# Indray aho no notoraham-bato
Azo atao hoe DH: "mitora-bato ahy ny olona mandra-piheveran'izy ireo fa maty aho"
# Nandany iray alina sy iray andro teny an-dranomasina aho
I Paoly dia miresaka momban'ny fitsingevany teo ambonin'ny rano taorian'ny niletehan'ny sambo nisy azy.
# tamin'ny loza avy amin'ireo rahalahy sandoka
Ny dikan-teny fenon'izany fanambarana izany dia afaka hatao mazava. DH: "ary notandidonin-doza tamin'ny olona izay nilaza ho rahalahy tao amin'ny Kristy, kanefa namadika anay''