plt_tn/2co/11/16.md

605 B

raiso tahaka ny adala aho ka mba hirehareha kely

"raiso tahaka ny fandraisanareo adala aho: aoka aho hiresaka, ary raiso ho toy ny tenin'ny adala ny fireharehako"

Izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity dia tsy araka ny lazain'ny Tompo

DH: "Ny tompo dia tsy nieritreritra izay nolazaiko momban'ity fahatokiana mirehareha ity" na "Ny Tompo dia ty niteny tamiko fa manaiky izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity"

araka ny nofo

Eto ny hevitra ambadiky ny "nofo" dia ilazana lehilahy ao amin'ny toetra maha-mpanota azy sy ireo zava-bitany. DH: "momba ireo zava-bitan'ny olona"