# raiso tahaka ny adala aho ka mba hirehareha kely "raiso tahaka ny fandraisanareo adala aho: aoka aho hiresaka, ary raiso ho toy ny tenin'ny adala ny fireharehako" # Izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity dia tsy araka ny lazain'ny Tompo DH: "Ny tompo dia tsy nieritreritra izay nolazaiko momban'ity fahatokiana mirehareha ity" na "Ny Tompo dia ty niteny tamiko fa manaiky izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity" # araka ny nofo Eto ny hevitra ambadiky ny "nofo" dia ilazana lehilahy ao amin'ny toetra maha-mpanota azy sy ireo zava-bitany. DH: "momba ireo zava-bitan'ny olona"