plt_tn/2co/11/16.md

12 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raiso tahaka ny adala aho ka mba hirehareha kely
"raiso tahaka ny fandraisanareo adala aho: aoka aho hiresaka, ary raiso ho toy ny tenin'ny adala ny fireharehako"
# Izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity dia tsy araka ny lazain'ny Tompo
DH: "Ny tompo dia tsy nieritreritra izay nolazaiko momban'ity fahatokiana mirehareha ity" na "Ny Tompo dia ty niteny tamiko fa manaiky izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity"
# araka ny nofo
Eto ny hevitra ambadiky ny "nofo" dia ilazana lehilahy ao amin'ny toetra maha-mpanota azy sy ireo zava-bitany. DH: "momba ireo zava-bitan'ny olona"