plt_tn/2co/11/14.md

12 lines
601 B
Markdown

# Ary izany dia tsy mahagaga...Tsy mahagaga intsony raha
Manamafy i Paoly fa ireo Korintiana dia tokony hanampo ny hahita "apostoly sandoka" maro. DH: "ary isika dia tokony hanampo izany... dia tokony hanampo izany tokoa isika''
# ny satana aza maneho ny tenany tahaka ny anjelin'ny fahazavana
"Satana dia tsy anjelin'ny fahazavana, kanefa miezaka ny hanao ny tenany ho toy ny anjelin'ny fahazavana izy"
# ny tenan'izy ireo tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana
"ireo mpanompony dia tsy mpanompon'ny fahamarinana, nefa niezaka nanao ny tenan'izy ireo ho toy ny mpanompon'ny fahamarinana izy ireo''