plt_tn/2co/11/14.md

601 B

Ary izany dia tsy mahagaga...Tsy mahagaga intsony raha

Manamafy i Paoly fa ireo Korintiana dia tokony hanampo ny hahita "apostoly sandoka" maro. DH: "ary isika dia tokony hanampo izany... dia tokony hanampo izany tokoa isika''

ny satana aza maneho ny tenany tahaka ny anjelin'ny fahazavana

"Satana dia tsy anjelin'ny fahazavana, kanefa miezaka ny hanao ny tenany ho toy ny anjelin'ny fahazavana izy"

ny tenan'izy ireo tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana

"ireo mpanompony dia tsy mpanompon'ny fahamarinana, nefa niezaka nanao ny tenan'izy ireo ho toy ny mpanompon'ny fahamarinana izy ireo''