# Ary izany dia tsy mahagaga...Tsy mahagaga intsony raha Manamafy i Paoly fa ireo Korintiana dia tokony hanampo ny hahita "apostoly sandoka" maro. DH: "ary isika dia tokony hanampo izany... dia tokony hanampo izany tokoa isika'' # ny satana aza maneho ny tenany tahaka ny anjelin'ny fahazavana "Satana dia tsy anjelin'ny fahazavana, kanefa miezaka ny hanao ny tenany ho toy ny anjelin'ny fahazavana izy" # ny tenan'izy ireo tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana "ireo mpanompony dia tsy mpanompon'ny fahamarinana, nefa niezaka nanao ny tenan'izy ireo ho toy ny mpanompon'ny fahamarinana izy ireo''