plt_tn/2co/10/01.md

632 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

I Paoly dia mamadika ny lohahevitra momba ny fanomezana, ho amin'ny fanamafisana ny fahefany hampianatra araka izay ataony.

amin'ny fanetren-tena sy hamoram-panahin'i Kristy

Ny teny hoe "fanetre-tena" sy "hamoram-panahy" dia afaka lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Manetry tena sy malemy fanahy aho rehefa manao tahaka izany, satria i Kristy dia nanao ahy ho toy izany"

ireo izay mihevitra fa

"Izay mieritreritra fa"

isika dia miaina araka ny nofo

Ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ho an'ny toetra maha-mpanota ny olombelona. "manao zavatra araka ny tanjon'ny olombelona isika"