# Fampifandraisana ny foto-kevitra: I Paoly dia mamadika ny lohahevitra momba ny fanomezana, ho amin'ny fanamafisana ny fahefany hampianatra araka izay ataony. # amin'ny fanetren-tena sy hamoram-panahin'i Kristy Ny teny hoe "fanetre-tena" sy "hamoram-panahy" dia afaka lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Manetry tena sy malemy fanahy aho rehefa manao tahaka izany, satria i Kristy dia nanao ahy ho toy izany" # ireo izay mihevitra fa "Izay mieritreritra fa" # isika dia miaina araka ny nofo Ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ho an'ny toetra maha-mpanota ny olombelona. "manao zavatra araka ny tanjon'ny olombelona isika"