plt_tn/2co/10/01.md

16 lines
632 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
I Paoly dia mamadika ny lohahevitra momba ny fanomezana, ho amin'ny fanamafisana ny fahefany hampianatra araka izay ataony.
# amin'ny fanetren-tena sy hamoram-panahin'i Kristy
Ny teny hoe "fanetre-tena" sy "hamoram-panahy" dia afaka lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Manetry tena sy malemy fanahy aho rehefa manao tahaka izany, satria i Kristy dia nanao ahy ho toy izany"
# ireo izay mihevitra fa
"Izay mieritreritra fa"
# isika dia miaina araka ny nofo
Ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ho an'ny toetra maha-mpanota ny olombelona. "manao zavatra araka ny tanjon'ny olombelona isika"