plt_tn/2co/09/03.md

24 lines
751 B
Markdown

# ny rahalahy
Izany dia milazan'i Titosy sy ireo lehilahy roa izay manaraka azy.
# tsy ho zava-poana ny fireharehantsika momba anareo
Tsy tian'i Paoly ireo hafa hihevitra fa ireo zavatra izay nireharehany mahakasika an'ireo Korintianina dia diso.
# mahita anareo mbola tsy vonona
"mahita anareo tsy vonona ny hanome"
# tsy milaza na inona na inona momba anareo aho
I Paoly dia mampiasa izany fanambarana izany mba hanindriana fa marina ny zavatra momba an'ireo Korintiana. DH: "ary ianareo dia ho menatra kokoa"
# ireo rahalahy hankany aminao
Araka ny fomba fijerin'i Paoly, dia handeha ireo rahalahy. DH: "Ireo rahalahy hakany aminao"
# tsy toy ny zavatra tsy azo ekena.
Azo adika hoe DH: "tsy toy ny hoe zavatra izay noterenay homenareo"