# ny rahalahy Izany dia milazan'i Titosy sy ireo lehilahy roa izay manaraka azy. # tsy ho zava-poana ny fireharehantsika momba anareo Tsy tian'i Paoly ireo hafa hihevitra fa ireo zavatra izay nireharehany mahakasika an'ireo Korintianina dia diso. # mahita anareo mbola tsy vonona "mahita anareo tsy vonona ny hanome" # tsy milaza na inona na inona momba anareo aho I Paoly dia mampiasa izany fanambarana izany mba hanindriana fa marina ny zavatra momba an'ireo Korintiana. DH: "ary ianareo dia ho menatra kokoa" # ireo rahalahy hankany aminao Araka ny fomba fijerin'i Paoly, dia handeha ireo rahalahy. DH: "Ireo rahalahy hakany aminao" # tsy toy ny zavatra tsy azo ekena. Azo adika hoe DH: "tsy toy ny hoe zavatra izay noterenay homenareo"