plt_tn/2co/09/03.md

751 B

ny rahalahy

Izany dia milazan'i Titosy sy ireo lehilahy roa izay manaraka azy.

tsy ho zava-poana ny fireharehantsika momba anareo

Tsy tian'i Paoly ireo hafa hihevitra fa ireo zavatra izay nireharehany mahakasika an'ireo Korintianina dia diso.

mahita anareo mbola tsy vonona

"mahita anareo tsy vonona ny hanome"

tsy milaza na inona na inona momba anareo aho

I Paoly dia mampiasa izany fanambarana izany mba hanindriana fa marina ny zavatra momba an'ireo Korintiana. DH: "ary ianareo dia ho menatra kokoa"

ireo rahalahy hankany aminao

Araka ny fomba fijerin'i Paoly, dia handeha ireo rahalahy. DH: "Ireo rahalahy hakany aminao"

tsy toy ny zavatra tsy azo ekena.

Azo adika hoe DH: "tsy toy ny hoe zavatra izay noterenay homenareo"