plt_tn/2co/08/22.md

20 lines
503 B
Markdown

# miaraka amin'izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Titosy sy ny rahalahany voalaza teo aloha.
# izy no namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo
"izay no mpiara miasa amiko izay miaraka amiko hanampy anareo.
# Raha ny amin'ny rahalahinay
Ity dia maneho ireo lehilahy roa hafa izay hiaraka amin'i Titosy.
# nalefan'ireo fiangonana izy ireo
DH: "ireo fiangonana no nandefa azy ireo"
# Voninahitra ho an'i Kristy izy ireo
DH: "hahatonga ny olona hanome voninahitra an'i Kristy izy ireo"