# miaraka amin'izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Titosy sy ny rahalahany voalaza teo aloha. # izy no namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo "izay no mpiara miasa amiko izay miaraka amiko hanampy anareo. # Raha ny amin'ny rahalahinay Ity dia maneho ireo lehilahy roa hafa izay hiaraka amin'i Titosy. # nalefan'ireo fiangonana izy ireo DH: "ireo fiangonana no nandefa azy ireo" # Voninahitra ho an'i Kristy izy ireo DH: "hahatonga ny olona hanome voninahitra an'i Kristy izy ireo"