plt_tn/2co/08/22.md

503 B

miaraka amin'izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Titosy sy ny rahalahany voalaza teo aloha.

izy no namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo

"izay no mpiara miasa amiko izay miaraka amiko hanampy anareo.

Raha ny amin'ny rahalahinay

Ity dia maneho ireo lehilahy roa hafa izay hiaraka amin'i Titosy.

nalefan'ireo fiangonana izy ireo

DH: "ireo fiangonana no nandefa azy ireo"

Voninahitra ho an'i Kristy izy ireo

DH: "hahatonga ny olona hanome voninahitra an'i Kristy izy ireo"