plt_tn/2co/08/20.md

12 lines
443 B
Markdown

# mahakasika an'io asa fahalala-tanana izay hataonay io
"mahakasika ny fomba fiasantsika amin'izany fanomezana malala-tanana izany." DH: "Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema.
# Ka mila mitandrina izahay mba hanao ny mendrika
"mila mitandrina izahay amin'ny fitazonana izany fanomezana izany amin'ny fomba mendrika"
# eo anatrehan'ny Tompo...eo alohan'ny olona
"Amin'ny hevin'ny Tompo... Amin'ny hevitry ny olona"