plt_tn/2co/08/20.md

443 B

mahakasika an'io asa fahalala-tanana izay hataonay io

"mahakasika ny fomba fiasantsika amin'izany fanomezana malala-tanana izany." DH: "Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema.

Ka mila mitandrina izahay mba hanao ny mendrika

"mila mitandrina izahay amin'ny fitazonana izany fanomezana izany amin'ny fomba mendrika"

eo anatrehan'ny Tompo...eo alohan'ny olona

"Amin'ny hevin'ny Tompo... Amin'ny hevitry ny olona"