# mahakasika an'io asa fahalala-tanana izay hataonay io "mahakasika ny fomba fiasantsika amin'izany fanomezana malala-tanana izany." DH: "Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema. # Ka mila mitandrina izahay mba hanao ny mendrika "mila mitandrina izahay amin'ny fitazonana izany fanomezana izany amin'ny fomba mendrika" # eo anatrehan'ny Tompo...eo alohan'ny olona "Amin'ny hevin'ny Tompo... Amin'ny hevitry ny olona"