plt_tn/2co/08/18.md

24 lines
649 B
Markdown

# niaraka taminy
"niaraka tamin'i Titosy"
# 'ilay rahalahy izay noderaina teo anivon'ny fiangonana rehetra
Azo adika hoe DH: "Ilay rahalahy izay derain'ireo mpino rehetra ao amin'ny fiangonana"
# Tsy izany ihany
"Tsy midera azy fotsiny ihany ireo mpino ao amin'ireo fiangonana rehetra"
# fa izy ihany koa dia notendren'ireo fiangonana
DH: "nifidy azy ihany koa ireo fiangonana"
# mba handeha hiaraka aminay hitondra izao asan'ny fahalalan-tanana izao
"mba hanatanteraka izany asa feno falalahan-tanana izany." Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema.
# an'ny fanirianay hanampy
"mba hanehoana ny fanirianay hanampy"