plt_tn/2co/08/18.md

649 B

niaraka taminy

"niaraka tamin'i Titosy"

'ilay rahalahy izay noderaina teo anivon'ny fiangonana rehetra

Azo adika hoe DH: "Ilay rahalahy izay derain'ireo mpino rehetra ao amin'ny fiangonana"

Tsy izany ihany

"Tsy midera azy fotsiny ihany ireo mpino ao amin'ireo fiangonana rehetra"

fa izy ihany koa dia notendren'ireo fiangonana

DH: "nifidy azy ihany koa ireo fiangonana"

mba handeha hiaraka aminay hitondra izao asan'ny fahalalan-tanana izao

"mba hanatanteraka izany asa feno falalahan-tanana izany." Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema.

an'ny fanirianay hanampy

"mba hanehoana ny fanirianay hanampy"