# niaraka taminy "niaraka tamin'i Titosy" # 'ilay rahalahy izay noderaina teo anivon'ny fiangonana rehetra Azo adika hoe DH: "Ilay rahalahy izay derain'ireo mpino rehetra ao amin'ny fiangonana" # Tsy izany ihany "Tsy midera azy fotsiny ihany ireo mpino ao amin'ireo fiangonana rehetra" # fa izy ihany koa dia notendren'ireo fiangonana DH: "nifidy azy ihany koa ireo fiangonana" # mba handeha hiaraka aminay hitondra izao asan'ny fahalalan-tanana izao "mba hanatanteraka izany asa feno falalahan-tanana izany." Ity dia maneho ny fitondrana ny fanatitra ho an'i Jerosalema. # an'ny fanirianay hanampy "mba hanehoana ny fanirianay hanampy"