plt_tn/2co/07/01.md

20 lines
540 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
I Paoly dia manohy ny fampatsiahivana azy ireo mba hiala amin'ny fahotana sy hikatsaka fahamasinana.
# Ireo malalako
"Ianareo izay tiako" na "ry namako malalako"
# aoka isika hanadio ny tenantsika
Eto i Paoly dia milaza ny mba hialana lavitry ny endrika ny ota rehetra izay mety hanimba ny fifandraisan'ny olona amin'Andriamanitra.
# Aoka isika hikatsaka ny fahamasinana
''Aoka isika hiezaka mafy ny ho masina"
# amin'ny fatahorana an'Andriamanitra
"amin'ny fanajana lehibe an'Andriamanitra"