# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: I Paoly dia manohy ny fampatsiahivana azy ireo mba hiala amin'ny fahotana sy hikatsaka fahamasinana. # Ireo malalako "Ianareo izay tiako" na "ry namako malalako" # aoka isika hanadio ny tenantsika Eto i Paoly dia milaza ny mba hialana lavitry ny endrika ny ota rehetra izay mety hanimba ny fifandraisan'ny olona amin'Andriamanitra. # Aoka isika hikatsaka ny fahamasinana ''Aoka isika hiezaka mafy ny ho masina" # amin'ny fatahorana an'Andriamanitra "amin'ny fanajana lehibe an'Andriamanitra"