plt_tn/2co/07/01.md

540 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

I Paoly dia manohy ny fampatsiahivana azy ireo mba hiala amin'ny fahotana sy hikatsaka fahamasinana.

Ireo malalako

"Ianareo izay tiako" na "ry namako malalako"

aoka isika hanadio ny tenantsika

Eto i Paoly dia milaza ny mba hialana lavitry ny endrika ny ota rehetra izay mety hanimba ny fifandraisan'ny olona amin'Andriamanitra.

Aoka isika hikatsaka ny fahamasinana

''Aoka isika hiezaka mafy ny ho masina"

amin'ny fatahorana an'Andriamanitra

"amin'ny fanajana lehibe an'Andriamanitra"