plt_tn/2co/06/08.md

20 lines
747 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
I paoly dia mitanisa fanoherana maro ny amin'ny fomba fiheveran'ny olona azy sy ny asa fanompoany.
# Izahay dia voampanga ho mpamitaka
Azo atao hoe DH: "Miampanga anay ho mpamitaka ny olona"
# toy ireny tsy misy mahafatantra ireny kanefa izahay dia mbola fanta-daza
Azo atao hoe DH: "toy ny tsy nahafantatra anay ny olona kanefa dia tena mahalala anay tsara ny olona"
# jereo
Ny teny hoe "Jereo" dia manaitra ny saintsika mba ho liana amin'ny fampahafantarana mahatalanjona izay manaraka eo.
# Miasa izahay toy ny saziana nohon'ny asanay nefa tsy toy ny voaheloka ho faty.
Azo atao hoe DH: "Miasa toy ny hoe voasazin'ny olona nohon'ny fihetsikay izahay, fa tsy toy ny hoe voahelok'izy ireo ho faty"