# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny I paoly dia mitanisa fanoherana maro ny amin'ny fomba fiheveran'ny olona azy sy ny asa fanompoany. # Izahay dia voampanga ho mpamitaka Azo atao hoe DH: "Miampanga anay ho mpamitaka ny olona" # toy ireny tsy misy mahafatantra ireny kanefa izahay dia mbola fanta-daza Azo atao hoe DH: "toy ny tsy nahafantatra anay ny olona kanefa dia tena mahalala anay tsara ny olona" # jereo Ny teny hoe "Jereo" dia manaitra ny saintsika mba ho liana amin'ny fampahafantarana mahatalanjona izay manaraka eo. # Miasa izahay toy ny saziana nohon'ny asanay nefa tsy toy ny voaheloka ho faty. Azo atao hoe DH: "Miasa toy ny hoe voasazin'ny olona nohon'ny fihetsikay izahay, fa tsy toy ny hoe voahelok'izy ireo ho faty"