plt_tn/2co/06/08.md

747 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

I paoly dia mitanisa fanoherana maro ny amin'ny fomba fiheveran'ny olona azy sy ny asa fanompoany.

Izahay dia voampanga ho mpamitaka

Azo atao hoe DH: "Miampanga anay ho mpamitaka ny olona"

toy ireny tsy misy mahafatantra ireny kanefa izahay dia mbola fanta-daza

Azo atao hoe DH: "toy ny tsy nahafantatra anay ny olona kanefa dia tena mahalala anay tsara ny olona"

jereo

Ny teny hoe "Jereo" dia manaitra ny saintsika mba ho liana amin'ny fampahafantarana mahatalanjona izay manaraka eo.

Miasa izahay toy ny saziana nohon'ny asanay nefa tsy toy ny voaheloka ho faty.

Azo atao hoe DH: "Miasa toy ny hoe voasazin'ny olona nohon'ny fihetsikay izahay, fa tsy toy ny hoe voahelok'izy ireo ho faty"