plt_tn/2co/05/18.md

867 B

Ireo zavatra rehetra ireo

"Andriamanitra nanao ireo zavatra rehetra ireo." Izany dia milaza izay vao nolazain'i Paoly tao amin'ny adininy teo aloha momba ireo zavatra vavovao izay nisolo ny taloha.

ny asa fanompoan'ny fampihavanana

Izany dia afaka adika amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "ny asa fanompoana mampihavana ny olona Aminy"

Izany hoe

"Izany dia midika fa"

ao amin'i Kristy Andriamanitra no mampihavana izao tontolo izao amin'ny Tenany

Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia ilazana ireo olona eto an-tany. DH: "ao amin'ny Kristy, Andriamanitra mampihavana ny olombelona amin'ny tenany"

Nankininy taminay ny hafatry ny fampihavanana

Andriamanitra nanome andraikitra an'i Paoly mba hampiely ny hafatra fa nampihavana ny olombelona tamin'ny tenany Andriamanitra.

ny hafatry ny fampihavanana

"Ny hafatra momba ny fampihavanana"