# Ireo zavatra rehetra ireo "Andriamanitra nanao ireo zavatra rehetra ireo." Izany dia milaza izay vao nolazain'i Paoly tao amin'ny adininy teo aloha momba ireo zavatra vavovao izay nisolo ny taloha. # ny asa fanompoan'ny fampihavanana Izany dia afaka adika amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "ny asa fanompoana mampihavana ny olona Aminy" # Izany hoe "Izany dia midika fa" # ao amin'i Kristy Andriamanitra no mampihavana izao tontolo izao amin'ny Tenany Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia ilazana ireo olona eto an-tany. DH: "ao amin'ny Kristy, Andriamanitra mampihavana ny olombelona amin'ny tenany" # Nankininy taminay ny hafatry ny fampihavanana Andriamanitra nanome andraikitra an'i Paoly mba hampiely ny hafatra fa nampihavana ny olombelona tamin'ny tenany Andriamanitra. # ny hafatry ny fampihavanana "Ny hafatra momba ny fampihavanana"