plt_tn/2co/05/18.md

24 lines
867 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo zavatra rehetra ireo
"Andriamanitra nanao ireo zavatra rehetra ireo." Izany dia milaza izay vao nolazain'i Paoly tao amin'ny adininy teo aloha momba ireo zavatra vavovao izay nisolo ny taloha.
# ny asa fanompoan'ny fampihavanana
Izany dia afaka adika amin'ny fehezanteny misy matoanteny. DH: "ny asa fanompoana mampihavana ny olona Aminy"
# Izany hoe
"Izany dia midika fa"
# ao amin'i Kristy Andriamanitra no mampihavana izao tontolo izao amin'ny Tenany
Eto ny teny hoe "izao tontolo izao" dia ilazana ireo olona eto an-tany. DH: "ao amin'ny Kristy, Andriamanitra mampihavana ny olombelona amin'ny tenany"
# Nankininy taminay ny hafatry ny fampihavanana
Andriamanitra nanome andraikitra an'i Paoly mba hampiely ny hafatra fa nampihavana ny olombelona tamin'ny tenany Andriamanitra.
# ny hafatry ny fampihavanana
"Ny hafatra momba ny fampihavanana"