plt_tn/2co/05/06.md

24 lines
1003 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Satria hahazo vatana vaovao sy Fanahy Masina ho antoka ireo mpino, dia mampatsiahy azy ireo i Paoly mba hiaina amin'ny finoana mba hampifalian'izy ireo ny Tompo. Mbola nampatsiahy azy ireo ihany i Paoly handresy lahatra ny hafa satria 1) ireo mpino dia hiseho eo amin'ny seza fitsaran'i Kristy ary 2) nohon'ny fitiavana an'i Kristy izay maty ho an'ireo mpino.
# fa rehefa ao an-trano amin'ny vatana isika,
Resahin'i Paoly toy ny hoe toerana honenan'ny olona ny vatan'olombelona. DH: "rehefa miaina eto amin'ity vatana an-tany ity isika"
# dia lavitra ny Tompo
"tsy ao an-trano miaraka amin'ny Tompo isika" na "tsy any an-danitra miaraka amin'ny Tompo isika"
# Fa mandeha amin'ny finoana isika, fa tsy amin'ny fahitana
"miaina araka ny finoana isika, fa tsy araka izay hitantsika"
# Aleontsika lavitry ny vatana
Eto ny teny hoe "vatana" dia ilazana ny vatan'olombelona.
# ao an-trano miaraka amin'ny Tompo
"ao an-trano miaraka amin'ny Tompo any an-danitra"