# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Satria hahazo vatana vaovao sy Fanahy Masina ho antoka ireo mpino, dia mampatsiahy azy ireo i Paoly mba hiaina amin'ny finoana mba hampifalian'izy ireo ny Tompo. Mbola nampatsiahy azy ireo ihany i Paoly handresy lahatra ny hafa satria 1) ireo mpino dia hiseho eo amin'ny seza fitsaran'i Kristy ary 2) nohon'ny fitiavana an'i Kristy izay maty ho an'ireo mpino. # fa rehefa ao an-trano amin'ny vatana isika, Resahin'i Paoly toy ny hoe toerana honenan'ny olona ny vatan'olombelona. DH: "rehefa miaina eto amin'ity vatana an-tany ity isika" # dia lavitra ny Tompo "tsy ao an-trano miaraka amin'ny Tompo isika" na "tsy any an-danitra miaraka amin'ny Tompo isika" # Fa mandeha amin'ny finoana isika, fa tsy amin'ny fahitana "miaina araka ny finoana isika, fa tsy araka izay hitantsika" # Aleontsika lavitry ny vatana Eto ny teny hoe "vatana" dia ilazana ny vatan'olombelona. # ao an-trano miaraka amin'ny Tompo "ao an-trano miaraka amin'ny Tompo any an-danitra"