forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
859 B
Markdown
16 lines
859 B
Markdown
# Fa ny zanak'Andriamanitra... dia tsy "Eny" na "Tsia."Fa kosa, Izy dia niteny foana hoe "Eny."
|
|
|
|
Jesosy nilaza hoe "Eny" mikasika ny fampanantenan'Andriamanitra, izay midika fa nanome antoka Izy fa marina izany. DH: "Fa ny zanaka'Andriamanitra... dia tsy milaza hoe "Eny" sady "Tsia" mahakasika ireo fampanantenan'Andriamanitra. Fa kosa, izy dia milaza "Eny" hatrany.
|
|
|
|
# Zanak'Andriamanitra
|
|
|
|
Izany dia fiantsoana izay manan-danja ho an'i Jesosy izay mamaritra ny fifandraisany amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ny fampanantenan'Andriamanitra rehetra dia "Eny" avokoa ao aminy
|
|
|
|
Izany dia midika fa i Jesosy dia manome antoka ny amin'ireo fampanantenan'Andriamanitra rehetra. DH: "ny fampanantenan'Andriamanitra dia azo antoka ao amin'ny Jesosy Kristy"
|
|
|
|
# "Eny" avokoa ao aminy... amin'ny alalany koa isika dia hiteny
|
|
|
|
Ny teny hoe "aminy" dia manondro an'i Jesosy Kristy.
|