plt_tn/2co/01/12.md

785 B

Izahay dia mirehareha amin'izao... anton'ny reharehanareo

Ny teny hoe "mirehareha" eto dia ampiasaina amin'ny endrika tsara anehoana fahafaham-po sy fifaliana lehibe nohon'ny amin'ny zavatra iray.

vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay

Ny hevitr'i Paoly sy Timoty momban'ny asan'izy ireo manokana dia mijoro ho vavolombelona fa izy ireo dia nanana fitondran-tena izay ankasitrahan'Andriamanitra.

tsy tamin'ny fahendren'izao tontolo izao

Eto ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia milaza ireo mampiavaka ny olona eo amin'ny fiarahamonina izay tsy matoky an'Andriamanitra. DH: "tsy araka ny fahendren'ny olona"

Izahay dia tsy nanoratra zavatra tsy ho voavaky na ho azonareo

Azo adika hoe DH: "Ianareo dia afaka mamaky sy mahazo izay rehetra voasoratra ho anareo"