# Izahay dia mirehareha amin'izao... anton'ny reharehanareo Ny teny hoe "mirehareha" eto dia ampiasaina amin'ny endrika tsara anehoana fahafaham-po sy fifaliana lehibe nohon'ny amin'ny zavatra iray. # vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay Ny hevitr'i Paoly sy Timoty momban'ny asan'izy ireo manokana dia mijoro ho vavolombelona fa izy ireo dia nanana fitondran-tena izay ankasitrahan'Andriamanitra. # tsy tamin'ny fahendren'izao tontolo izao Eto ny teny hoe: "izao tontolo izao" dia milaza ireo mampiavaka ny olona eo amin'ny fiarahamonina izay tsy matoky an'Andriamanitra. DH: "tsy araka ny fahendren'ny olona" # Izahay dia tsy nanoratra zavatra tsy ho voavaky na ho azonareo Azo adika hoe DH: "Ianareo dia afaka mamaky sy mahazo izay rehetra voasoratra ho anareo"